Judges 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivory ny lehibe rehetra tao Sekema sy ny olona rehetra tao Milo ka nandeha nampanjaka an’i Abimeleka teo anilan’ny hazo terebinta, akaikin’ny tsangambato any Sekema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nivory ny mponina rehetra ao Sikema mbamin’ny ankohonan’i Melao rehetra, ka tonga izy ary nampanjaka an’i Abimeleka, teo anilan’ny terebintan’ny tsangam-bato any Sikema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivory avokoa ny mponin’i Sekema sy ny olona rehetra tao Bety-Milao ka nankeo amin’ny terebinta tao Sekema, teo anilan’ny tsangambato, mba hanangana an’i Abimelèka ho mpanjakany.
Malagasy Bible 1865
Dia nivory ny mponina rehetra tao Sekema sy ny olona rehetra tao Milo ka nandeha nampanjaka an'i Abimeleka teo anilan'ny hazo terebinta, akaikin'ny tsangambato any Sekema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivory ny lehibe rehetra tao Sekema sy ny olona rehetra tao Milo ka nandeha nampanjaka an’i Abimeleka teo anilan’ny hazo terebinta*, akaikin’ny tsangambato any Sekema.
malagasy
Dia nivory ny mponina rehetra tao Sekema sy ny olona rehetra tao Milo ka nandeha nampanjaka an'i Abimeleka teo anilan'ny hazo terebinta, akaikin'ny tsangambato any Sekema.[Heb. fiarovana][Na: rovan'ny miaramila]