Judges 9:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy nilaza izany tamin’i Jotama, dia nandeha izy ka nitsangana teo an-tampon’ny tendrombohitra Gerizima ary nanandratra ny feony ka niantso hoe: Mihainoa ahy, ianareo lehibe ao Sekema, mba hihainoan’Andriamanitra anareo kosa!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nilaza izany i Joatama, dia lasa nitsangana teo an-tampon’ny tendrombohitra Garizima, ka nanandratra ny feony, nanao hoe: Henoy aho, ry mponina ao Sikema, mba hihainoan’Andriamanitra anareo koa:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notantaraina tamin’i Jôtama izany. Koa lasa izy nitsangana teo an-tampon’ny tendrombohitra Gerizima, dia nanandra-peo ka niantso mafy hoe: –Mihainoa ahy ianareo mponin’i Sekema, dia mba hihaino anareo koa Andriamanitra!
Malagasy Bible 1865
Ary nisy nilaza izany tamin'i Jotama, dia nandeha izy ka nitsangana teo an-tampon'ny tendrombohitra Gerizima, ary nanandratra ny feony ka niantso hoe: Mihainoa, ahy ianareo mponina ao Sekema mba hihainoan'Andriamanitra anareo kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy nilaza izany tamin’i Jotama, dia nandeha izy ka nitsangana teo an-tampon’ny tendrombohitra Gerizima ary nanandratra ny feony ka niantso hoe: Mihainoa ahy, ianareo lehibe ao Sekema, mba hihainoan’Andriamanitra anareo kosa!
malagasy