Judges 9:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niainga, hono, ny hazo maniry, mba hanosotra mpanjaka hanjaka aminy ka hoy izy ireo tamin’ny hazo oliva: Manjakà aminay ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niainga, hono, ny hazo, hanosotra mpanjaka handidy azy; ka hoy izy tamin’ny ôliva: Manjakà aminay ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Indray andro dia nanapa-kevitra ny hazo fa hifidy mpanjaka ho azy, ka niteny tamin’ny hazo ôliva hoe: ‹Manjakà aminay ianao!›
Malagasy Bible 1865
Niainga, hono, ny hazo hanosotra mpanjaka hanjaka aminy; ka hoy izy tamin'ny oliva: Manjaka aminay ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niainga, hono, ny hazo maniry, mba hanosotra mpanjaka hanjaka aminy ka hoy izy ireo tamin’ny hazo oliva: Manjakà aminay ianao!
malagasy
Niainga, hono, ny hazo hanosotra mpanjaka hanjaka aminy; ka hoy izy tamin'ny oliva: Manjaka aminay ianao.