Lamentations 1:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manatsotra tanana i Ziona, nefa tsy misy mampionona azy; NY TOMPO nandidy ny amin’i Jakoba, mba ho tonga fahavalony ny manodidina azy; Jerosalema dia tonga fahavetavetana eo afovoan’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mananty tanan-droa i Siôna,... Tsy misy mampionona azy! Nantsoin’i Iaveh hamely an’i Jakôba, ny fahavalony ka manarona azy izy. Eo afovoan’izy ireo i Jerosalema, dia zary toa zava-maloto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mananty tanana miangavy i Tsiôna, nefa tsy misy mampionona azy. Nobaikoin’ny TOMPO ireo firenena manodidina ho fahavalon’ny taranak’i Jakôba; i Jerosalema, eo afovoan’ireo, dia tonga fako maharikoriko.
Malagasy Bible 1865
Ziona mananty tanana, nefa tsy misy mampionona azy; Jehovah nandidy ny amin'i Jakoba mba ho tonga fahavalony ny manodidina azy; Jerosalema dia tonga fahavetavetana eo afovoan'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manatsotra tanana i Ziona, nefa tsy misy mampionona azy; NY TOMPO nandidy ny amin’i Jakoba, mba ho tonga fahavalony ny manodidina azy; Jerosalema dia tonga fahavetavetana eo afovoan’ireo.
malagasy
Ziona mananty tanana, nefa tsy misy mampionona azy; Jehovah nandidy ny amin'i Jakoba mba ho tonga fahavalony ny manodidina azy; Jerosalema dia tonga fahavetavetana eo afovoan'ireo.