Lamentations 1:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Marina NY TOMPO, fa izaho kosa dia nandà ny teniny; ry firenena rehetra, mihainoa re! Mba jereo ny fahoriako; ny virijiniko sy ny zatovoko dia lasan-ko babo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tena marina i Iaveh, satria efa nandà ny didiny aho. Endrey! ry firenena rehetra ô, mba mihainoa ianareo, ary mijere ny alaheloko: ny virjiniko sy ny zatovoko lasan-ko babo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rariny ny nataon’ny TOMPO, satria efa nanohitra ny baikony aho. Mihainoa tsara, rey olona rehetra eto ka jereo ny fijaliako: ny tovovaviko sy ny tovolahiko dia samy lasa ho any an-tsesitany.
Malagasy Bible 1865
Marina Jehovah, fa efa nandà ny teniny aho; Ry firenena rehetra, masìna ianareo, mba jereo ny fahoriako; Lasan-ko babo ny virijinako sy ny zatovoko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Marina NY TOMPO, fa izaho kosa dia nandà ny teniny; ry firenena rehetra, mihainoa re! Mba jereo ny fahoriako; ny virijiniko sy ny zatovoko dia lasan-ko babo.
malagasy
Marina Jehovah, fa efa nandà ny teniny aho; Ry firenena rehetra, masìna ianareo, mba jereo ny fahoriako; Lasan-ko babo ny virijinako sy ny zatovoko.