Lamentations 1:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nantsoiko ireo tia ahy, nefa nofitahiny aho; ny mpisoroko sy ny loholoko dia niala aina tao an-tanàna raha teo am-pitadiavana hanina mba hampody ny ainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso lehilahy mpitia ahy aho, fa nofitahiny; ny mpisoroko aman-doholona maty ao an-tanàna, tamin’ilay izy nitady hanina iny hamelomany ny ainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso ireo tia ahy taloha aho, nefa nilaozany fotsiny. Niala aina tao an-tanàna ny mpisoroko sy loholoko raha iny mbola nitady hanina hampodîna hery iny.
Malagasy Bible 1865
Nantsoiko ireo tia ahy, fa nofitahiny aho; Ny mpisoroko sy ny loholoko niala aina tao an-tanana, Tamin'ny nitadiavany hanina hamelombelona ny ainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nantsoiko ireo tia ahy, nefa nofitahiny aho; ny mpisoroko sy ny loholoko dia niala aina tao an-tanàna raha teo am-pitadiavana hanina mba hampody ny ainy.
malagasy
Nantsoiko ireo tia ahy, fa nofitahiny aho; Ny mpisoroko sy ny loholoko niala aina tao an-tanana, Tamin'ny nitadiavany hanina hamelombelona ny ainy.