Lamentations 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitomany mafy izy amin’ny alina, ary ny ranomasony dia manorika amin’ny takolany. Izay rehetra tia azy dia tsy mba misy mampionona azy; ny sakaizany rehetra dia efa nivadika taminy ka tonga fahavalony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitomany amin’alahelo izy, mandritra ny alina, vonton-dranomaso ny takolany, tsy misy mampionona azy ireo mpitia azy rehetra; nivadika taminy ireo namany rehetra, ka tonga fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitomany foana izy amin’ny alina, mirotsa-dranomaso eny an-takolany; izay rehetra tia azy dia tsy misy mampionona azy. Nanary azy avokoa ny sakaizany, ary tonga fahavalony ankehitriny.
Malagasy Bible 1865
Mitomany dia mitomany izy nony alina, ary ny ranomasony dia eny an-takolany; Izay rehetra tia azy dia tsy misy mampionona azy; Ny sakaizany rehetra efa nivadika taminy ka tonga fahavalony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Mitomany dia mitomany izy nony alina, ary ny ranomasony dia eny an-takolany; Izay rehetra tia azy dia tsy misy mampionona azy; Ny sakaizany rehetra efa nivadika taminy ka tonga fahavalony.