Lamentations 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahalotoany dia teo amin’ny morontongotr’akanjony; tsy nihevitra izay ho aviny izy; mampitolagaga ny fietreny, tsy misy mampionona azy. TOMPO ô, jereo ny fahoriako fa mirehareha ny fahavalo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miseho eo ambany rambon’akanjony ny lotony; tsy nitsapa ny farany izy; ka mahagaga ny nahalavoany; sady tsy misy mampionona azy «Iaveh ô, jereo ity fahantrako, fa mahery ny fahavalo!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lotony dia eo amin’ny akanjony; tsy nahatsinjo ny hoavy izy ka gaga noho ny fietreny toy izao, tsy misy mampahery azy akory. «TOMPO ô, jereo ity fahoriako, hoy izy, fa mirehareha ny fahavaloko!»
Malagasy Bible 1865
Ny lotony dia teo amin'ny moron-tongotr'akanjony, tsy nitsapa farany izy; Dia mahagaga ny fietreny, tsy misy mampionona azy. Jehovah ô, jereo ny fahoriako, fa mirehareha ny fahavalo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahalotoany dia teo amin’ny morontongotr’akanjony; tsy nihevitra izay ho aviny izy; mampitolagaga ny fietreny, tsy misy mampionona azy. TOMPO ô, jereo ny fahoriako fa mirehareha ny fahavalo.
malagasy
Ny lotony dia teo amin'ny moron-tongotr'akanjony, tsy nitsapa farany izy; Dia mahagaga ny fietreny, tsy misy mampionona azy. Jehovah ô, jereo ny fahoriako, fa mirehareha ny fahavalo.