Lamentations 2:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny loholon’i Ziona zanakavavy dia mipetraka amin’ny tany ka mangina; nasiany vovoka ny lohany, misikina lamba fisaonana izy; mampitanondrika ny lohany ho amin’ny tany ny virijiny any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mipetraka mangina amin’ny tany, ny loholon’ny zanaka vavin’i Siôna; nasiany vovoka ny lohany; mitafy lasàka mitanondri-doha amin’ny tany, ny virjinin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitorovoka amin’ny tany sady mangina ny loholon’i Tsiôna; norarahany vovoka ny lohany sady mitafy gony izy. Mitanondrika amin’ny tany ireo tovovavin’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Mipetraka amin'ny tany ny loholon'i Ziona zanakavavy ka mangina; Nasiany vovoka ny lohany, misikina lamba fisaonana izy; Ny virijina any Jerosalema nampitanondrika ny lohany ho amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny loholon’i Ziona zanakavavy dia mipetraka amin’ny tany ka mangina; nasiany vovoka ny lohany, misikina lamba fisaonana izy; mampitanondrika ny lohany ho amin’ny tany ny virijiny any Jerosalema.
malagasy
Mipetraka amin'ny tany ny loholon'i Ziona zanakavavy ka mangina; Nasiany vovoka ny lohany, misikina lamba fisaonana izy; Ny virijina any Jerosalema nampitanondrika ny lohany ho amin'ny tany.