Lamentations 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manontany ny reniny izy ireo hoe: Aiza izay vary sy divay? Ana toy ny voatrobaka eny amin’ny toerana malalaka ao an-tanàna izy ireo, ary miala aina eo ampofoan-dreniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy amin-dreniny: Aiza no misy mofo sy divay? dia lavo toy ny voan’ny sabatra izy; eny amin’ny kianjan’ny tanàna, ary miala aina eny an-trotroan’ny reniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mitolefika toy ny olona maratra eny an-kianjan’ny tanàna eny izy na koa miala aina eo am-pofoan-dreniny, dia manontany an-dreniny hoe: «Aiza izay hanina e?»
Malagasy Bible 1865
Raha ana toy ny voatrobaka eny an-kalalahana ao an-tanana izy, na miala aina eo am-pofoan-dreniny, dia manontany an-dreniny hoe izy: aiza izay vary sy divay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manontany ny reniny izy ireo hoe: Aiza izay vary sy divay? Ana toy ny voatrobaka eny amin’ny toerana malalaka ao an-tanàna izy ireo, ary miala aina eo ampofoan-dreniny.
malagasy
Raha ana toy ny voatrobaka eny an-kalalahana ao an-tanana izy, na miala aina eo am-pofoan-dreniny, dia manontany an-dreniny hoe izy: aiza izay vary sy divay?