Lamentations 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitaraina amin’ny Tompo ny fony. Ry mandan’i Ziona zanakavavy! Mandrotsaha ranomaso andro aman’alina toy ny riaka; aza mangina, aoka tsy hitsahatra ny anakandriamasonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitaraina amin’ny Tompo ny fon’izy ireo! Ry mandan’ny zanaka vavin’i Siôna ô! Avelao handriaka hoatra ny riaka ny ranomasonao, andro aman’alina; aoka tsy hanam-pitsaharana ny anakandriamasonao! Aza mety mijanona akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fon’ireo mponin’i Jerosalema dia mitaraina amin’ny Tompo. Andro aman’alina, ry mandan’i Tsiôna, avelao ny ranomasonao hikoriana toy ny riaka. Aza miato mihitsy ianao; ary aza atsahatrao ny tomany.
Malagasy Bible 1865
Ny fonao mitaraina amin'ny Tompo: Ry mandan'i Ziona zanakavavy! mandrotsaha ranomaso andro aman'alina toy ny riaka; Aza mangina, aoka tsy hitsahatra ny anakandriamasonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitaraina amin’ny Tompo ny fony. Ry mandan’i Ziona zanakavavy! Mandrotsaha ranomaso andro aman’alina toy ny riaka; aza mangina, aoka tsy hitsahatra ny anakandriamasonao.
malagasy
Ny fonao mitaraina amin'ny Tompo: Ry mandan'i Ziona zanakavavy! mandrotsaha ranomaso andro aman'alina toy ny riaka; Aza mangina, aoka tsy hitsahatra ny anakandriamasonao.[Heb. fony]