Lamentations 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho ilay lehilahy nahita fahoriana tamin’ny tsorakazon’ny fahatezerany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho no ilay olona nahita ny fahoriana tamin’ny tsora-kazon’ny fahatezerany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehilahy nahita fahoriana aho tamin’ny kapoky ny fahatezeran’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Izaho ilay lehilahy nahita fahoriana tamin'ny tsorakazon'ny fahatezerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho ilay lehilahy nahita fahoriana tamin’ny tsorakazon’ny fahatezerany.
malagasy
[Ny amin'ny fitondrana alahelo, sy ny fampiononana ataon'Andriamanitra][ALEFA]Izaho ilay lehilahy nahita fahoriana tamin'ny tsorakazon'ny fahatezerany.