Lamentations 3:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga bera manao vela-pandrika ho ahy Izy, ary toy ny liona ao amin’ny fierena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mova izy amiko tsy ny orsa manotrika sy ny liona manotrika iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toa orsa manotrika hamely ahy Izy, toa liona mamitsaka ao anaty kirihitra,
Malagasy Bible 1865
Tonga bera manotrika ahy Izy, ary toy ny liona ao amin'ny fierena;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga bera manao vela-pandrika ho ahy Izy, ary toy ny liona ao amin’ny fierena.
malagasy
[DALETA] Tonga bera manotrika ahy Izy, ary toy ny liona ao amin'ny fierena;