Lamentations 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namily ny lalako Izy ary noviravirainy aho ka navelany ho lao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naviliny ny lalako, dia noviravirainy aho, ka nataony fandao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nampivily lalana ahy ary namiravira sy namela ahy ho potika.
Malagasy Bible 1865
Namily ny alehako Izy, ary noviravirainy aho ka nataony mahatsiravina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namily ny lalako Izy ary noviravirainy aho ka navelany ho lao.
malagasy
Namily ny alehako Izy, ary noviravirainy aho ka nataony mahatsiravina.