Lamentations 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanenjana ny tsipìkany Izy ka nametraka ahy ho toy ny marika hokendrena amin’ny zana-tsipìka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanenjika ny tsipìkany izy; dia izaho no napetrany hokendreny amin’ny zana-tsipìkany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanenjana ny tsipîkany Izy ary nikendry hitifitra ahy.
Malagasy Bible 1865
Nanenjana ny tsipìkany Izy ka nanangana ahy ho toy ny marika hokendrena zana-tsipìka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanenjana ny tsipìkany Izy ka nametraka ahy ho toy ny marika hokendrena amin’ny zana-tsipìka.
malagasy
Nanenjana ny tsipìkany Izy ka nanangana ahy ho toy ny marika hokendrena zana-tsipìka.