Lamentations 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga fihomehezan’ny oloko rehetra aho sady ataony an-kira mandritra ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
efa fihomehezan’ny vahoakako rehetra aho, ataony an-kira mandritra ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga fihomehezan’ny olona rehetra aho, ataony resaka fanarabiana isan’andro.
Malagasy Bible 1865
Tonga fihomehezan'ny fireneko rehetra aho sady ataony an-kira mandritra ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga fihomehezan’ny oloko rehetra aho sady ataony an-kira mandritra ny andro.
malagasy
Tonga fihomehezan'ny fireneko rehetra aho sady ataony an-kira mandritra ny andro.