Lamentations 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Novokisany anana mangidy aho ary nobobohany zava-mahafaty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Novokisany zava-mangidy aho, nobobòhany absinta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nobobohan’ny Tompo zava-mampalahelo aho ary nomamoiny zava-mangidy.
Malagasy Bible 1865
Novokisany zava-mangidy aho ary nobobohany zava-mahafaty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Novokisany anana mangidy aho ary nobobohany zava-mahafaty.
malagasy
Novokisany zava-mangidy aho ary nobobohany zava-mahafaty.