Lamentations 3:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Notorotoroiny tamin’ny vato kely ny nifiko sady natsinkasinkasiny tamin’ny lavenona aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampikosohiny fasika ny nifiko; nasitriny tao anaty lavenona aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notereny hikarepoka vatokely aho ary nohoseny tao anaty lavenona.
Malagasy Bible 1865
Ary notorotoroiny tamin'ny sila-bato ny nifiko, sady natsinkasinkasiny tamin'ny lavenona aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Notorotoroiny tamin’ny vato kely ny nifiko sady natsinkasinkasiny tamin’ny lavenona aho.
malagasy
[VAO] Ary notorotoroiny tamin'ny sila-bato ny nifiko, sady natsinkasinkasiny tamin'ny lavenona aho.