Lamentations 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noroahinao tsy hahita fiadanana ny fanahiko ka hadinoko ny fahasambarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanahiko voasintona mafy lavitra ny fahatokiana, ny fifaliana efa hadinoko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noroahiny lavitry ny fiadanana aho ka nanadino izay atao hoe fahasambarana.
Malagasy Bible 1865
Ary noroahinao tsy hahita fiadanana ny fanahiko, ka efa hadinoko ny tsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noroahinao tsy hahita fiadanana ny fanahiko ka hadinoko ny fahasambarana.
malagasy
Ary noroahinao tsy hahita fiadanana ny fanahiko, ka efa hadinoko ny tsara.