Lamentations 3:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy aho: Very ny lazako sy ny fanantenako NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy aho: «Very ny heriko, mbamin’ny fanantenako an’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy aho hoe: Potika ny hoaviko, ary tsy misy fanantenàko ny TOMPO intsony.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izaho: Levona ny faharetako sy ny fanantenako an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy aho: Very ny lazako sy ny fanantenako NY TOMPO.
malagasy
Dia hoy izaho: Levona ny faharetako sy ny fanantenako an'i Jehovah.