Lamentations 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ny fahantrako sy ny fanjenjenako, dia ny zava-mangidy sy ny poizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovinao ny fahoriako amam-pijaliako, ny absinta aman’afero!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Poizi-mangidy ho ahy ny mahatsiaro ny fahoriako sy firenireneko
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ny fahoriako sy ny fanjenjenako, dia ny zava-mahafaty sy ny rano mangidy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ny fahantrako sy ny fanjenjenako, dia ny zava-mangidy sy ny poizina.
malagasy
[ZAINA] Tsarovy ny fahoriako sy ny fanjenjenako, dia ny zava-mahafaty sy ny rano mangidy.