Lamentations 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia notarihiny sy nampandehaniny ho amin’ny maizina, fa tsy ho amin’ny mazava.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiny sy nampandehaniny aho tamin’ny haizina fa tsy tamin’ny mazava.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notarihiny aho, ka nampandehaniny tamin’ny maizina fa tsy tamin’ny mazava.
Malagasy Bible 1865
Izaho no notarihiny sy nampandehaniny ho amin'ny maizina, fa tsy ho amin'ny mazava.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia notarihiny sy nampandehaniny ho amin’ny maizina, fa tsy ho amin’ny mazava.
malagasy
Izaho no notarihiny sy nampandehaniny ho amin'ny maizina, fa tsy ho amin'ny mazava.