Lamentations 3:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no eritreretiko ato am-poko ka mahatonga ahy hanantena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no hotsarovako ato anatin’ny foko, ka dia izany no mba hanantenako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao anefa no hoeritreretiko am-po sady antony hanantenako:
Malagasy Bible 1865
Izany no ho eritreretiko ato am-poko, ka dia hanantena aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no eritreretiko ato am-poko ka mahatonga ahy hanantena.
malagasy
Izany no ho eritreretiko ato am-poko, ka dia hanantena aho.