Lamentations 3:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny famindrampon’NY TOMPO no tsy nahalany ritra antsika satria tsy mitsahatra ny fiantrany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Famindram-pon’i Iaveh no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy lany ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ritra ny mari-pitiavan’ny TOMPO ary tsy mitsahatra ny famindrampony;
Malagasy Bible 1865
Ny famindram-pon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny famindrampon’NY TOMPO no tsy nahalany ritra antsika satria tsy mitsahatra ny fiantrany.
malagasy
[HETA] Ny famindram-pon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany.