Lamentations 3:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vaovao isa-maraina izany; lehibe ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihavao isa-maraina izany; lehibe ny fahamarinanao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
vaovao isa-maraina ireny. Fatratra ny toetranao mahatoky, Tompo ô!
Malagasy Bible 1865
Vaovao isa-maraina izany; lehibe ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vaovao isa-maraina izany; lehibe ny fahamarinanao.
malagasy
Vaovao isa-maraina izany; lehibe ny fahamarinanao.