Lamentations 3:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no anjarako, hoy ny fanahiko, ka mahatonga ahy hanantena Azy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh no anjarako, hoy ny fanahiko, koa Izy no hanantenako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy aho anakampo hoe: ny TOMPO no anjarako; noho izany, dia manantena Azy aho.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko, ka dia hanantena Azy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no anjarako, hoy ny fanahiko, ka mahatonga ahy hanantena Azy izany.
malagasy
Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko, ka dia hanantena Azy aho.