Lamentations 3:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara NY TOMPO amin’izay miandry Azy, dia amin’ny olona izay mitady Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara fo i Iaveh amin’izay manantena Azy, amin’ny fanahy mitady Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara ny TOMPO amin’izay miandry Azy, dia amin’ny olona mitady Azy.
Malagasy Bible 1865
Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy, dia amin'ny olona izay mitady Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara NY TOMPO amin’izay miandry Azy, dia amin’ny olona izay mitady Azy.
malagasy
[TETA] Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy, dia amin'ny olona izay mitady Azy.