Lamentations 3:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny manantena ny famonjen’NY TOMPO amim-pahanginana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara ny miandry amim-panginana, ny famonjen’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara ny manantena mangina ny famonjen’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny miandry ny famonjen'i Jehovah amin'ny fanginana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny manantena ny famonjen’NY TOMPO amim-pahanginana.
malagasy
Tsara ny miandry ny famonjen'i Jehovah amin'ny fanginana.