Lamentations 3:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara amin’ny olona ny mitondra zioga amin’ny fahatanorany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara ho an’ny olona ny mitondra ny jioga hatramin’ny fahatanorany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara ho an’ny lehilahy ny mitondra zioga amin’ny fahatanorany.
Malagasy Bible 1865
Tsara amin'ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara amin’ny olona ny mitondra zioga amin’ny fahatanorany.
malagasy
Tsara amin'ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy.