Lamentations 3:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hanohoka ny vavany eo amin’ny vovoka izy fa angamba mbola hisy fanantenana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hanohoka ny vavany amin’ny vovoka izy; angamba misy hantenaina!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hanohoka vava am-bovoka izy, ndrao mba hisy fanantenana.
Malagasy Bible 1865
Aoka hanohoka ny vavany eo amin'ny vovoka izy, angamba hisy hantenaina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hanohoka ny vavany eo amin’ny vovoka izy fa angamba mbola hisy fanantenana.
malagasy
Aoka hanohoka ny vavany eo amin'ny vovoka izy, angamba hisy hantenaina.