Lamentations 3:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, na dia mampahory aza Izy dia mbola hiantra ihany, araka ny haben’ny famindrampony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha mampahory Izy, dia mangoraka, araka ny famindram-pony lehibe;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha mampahory Izy, dia mamindrafo araka ny halehiben’ny fitiavany.
Malagasy Bible 1865
Eny fa na dia mampahory aza Izy, dia mbola hiantra ihany araka ny haben'ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, na dia mampahory aza Izy dia mbola hiantra ihany, araka ny haben’ny famindrampony,
malagasy
Eny fa na dia mampahory aza Izy, dia mbola hiantra ihany araka ny haben'ny famindram-pony.