Lamentations 3:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny zanak’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy satriny ny manetry, na mampahory ny zanak’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy sitrany ny mampahory na mampijaly ny olombelona.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny zanak'olombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny zanak’olombelona.
malagasy
Fa tsy sitrany ny mampahory na mampalahelo ny zanak'olombelona.