Lamentations 3:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanitsakitsahana ny mpifatotra rehetra ambonin’ny tany ho eo ambanin’ny tongotra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha hitsakitsahin’ny olona amin’ny tongony, ny babo rehetra amin’ny tany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa hosihosena avokoa ny mpigadra eo amin’ny tany,
Malagasy Bible 1865
Ny fanitsakitsahana ny mpifatotra rehetra ambonin'ny tany ho eo ambanin'ny tongotra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanitsakitsahana ny mpifatotra rehetra ambonin’ny tany ho eo ambanin’ny tongotra,
malagasy
[LAMEDA] Ny fanitsakitsahana ny mpifatotra rehetra ambonin'ny tany ho eo ambanin'ny tongotra,