Lamentations 3:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny familiana ny rariny amin’ny olona eo anatrehan’ny Avo Indrindra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha manana ny rariny no ampandeferin’ny olona, eo anatrehan’ny Avo indrindra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
rehefa ny zon’olombelona no hitsakitsahina eo anatrehan’ilay Avo Indrindra,
Malagasy Bible 1865
Ny familiana ny rariny amin'ny olona eo anatrehan'ny Avo Indrindra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny familiana ny rariny amin’ny olona eo anatrehan’ny Avo Indrindra,
malagasy
Ny familiana ny rariny amin'ny olona eo anatrehan'ny Avo Indrindra,