Lamentations 3:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny famadihana ny adin’ny olona, moa tsy samy jeren’ny Tompo va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
raha misy mampidi-doza ny olona amin’ny adiny, moa tsy ho hitan’ny Tompo va izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
rehefa ny rariny no avadika eo amin’ny fitsarana, dia tsy ho hitan’ny Tompo ve izany?
Malagasy Bible 1865
Ny famadihana ny adin'ny olona, dia samy tsy sitraky ny Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny famadihana ny adin’ny olona, moa tsy samy jeren’ny Tompo va?
malagasy
Ny famadihana ny adin'ny olona, dia samy tsy sitraky ny Tompo.[Heb. jeren']