Lamentations 3:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza moa no miteny ka mahatanteraka izany, raha tsy didy avy amin’ny Tompo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa no niteny, dia tanteraka izany, raha tsy efa voadidin’ny Tompo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza moa no miteny, dia mampisy zavatra? Moa tsy ny Tompo va no mandidy?
Malagasy Bible 1865
Iza moa no miteny, ka dia mahatonga izany, raha tsy zavatra efa nodidian'ny Tompo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza moa no miteny ka mahatanteraka izany, raha tsy didy avy amin’ny Tompo?
malagasy
[MEMA] Iza moa no miteny, ka dia mahatonga izany, raha tsy zavatra efa nodidian'ny Tompo?