Lamentations 3:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy avy amin’ny vavan’ny Avo Indrindra va no ivoahan’ny soa sy ny ratsy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy avy amin’ny vavan’ny Avo Indrindra va no mivoaka ny soa sy ny loza?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy ny tenin’ilay Avo Indrindra ve no mampisy ny loza sy ny soa?
Malagasy Bible 1865
Tsy avy amin'ny vavan'ny Avo Indrindra va no ivoahan'ny soa sy ny loza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy avy amin’ny vavan’ny Avo Indrindra va no ivoahan’ny soa sy ny ratsy?
malagasy
Tsy avy amin'ny vavan'ny Avo Indrindra va no ivoahan'ny soa sy ny loza?