Lamentations 3:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka isika handinika ny lalantsika sy hamantatra azy ka hiverina indray amin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka isika samy handinika ny lalany sy hamantatra azy, ka hiverina amin’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dinihontsika sy fantaro ny fitondrantenantsika, ka miverena amin’ny TOMPO isika.
Malagasy Bible 1865
Aoka isika handinika sy hamantatra ny alehantsika ka hiverina indray amin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka isika handinika ny lalantsika sy hamantatra azy ka hiverina indray amin’NY TOMPO.
malagasy
[NONA] Aoka isika handinika sy hamantatra ny alehantsika ka hiverina indray amin'i Jehovah.