Lamentations 3:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hasandratsika ny fontsika sy ny tanantsika ho any amin’Andriamanitra any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
amin’Andriamanitra any an-danitra: Asondroty ny fontsika mbamin’ny tanantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hasandratsika miaraka ny fo aman-tanana, rehefa mivavaka amin’Andriamanitra any an-danitra isika.
Malagasy Bible 1865
Aoka hasandratsika amin'Andriamanitra any an-danitra ny fontsika sy ny tanantsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hasandratsika ny fontsika sy ny tanantsika ho any amin’Andriamanitra any an-danitra.
malagasy
Aoka hasandratsika amin'Andriamanitra any an-danitra ny fontsika sy ny tanantsika.