Lamentations 3:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izahay dia efa nanota sy naditra, ary Ianao tsy namela heloka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izahay dia efa nanota, efa niodina; Ianao tsy namela heloka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nanota sady nikomy izahay; ary Ianao, Tompo ô, tsy namela heloka anay.
Malagasy Bible 1865
Izahay efa nanota sy nanao ditra, ary Hianao kosa tsy namela heloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izahay dia efa nanota sy naditra, ary Ianao tsy namela heloka!
malagasy
Izahay efa nanota sy nanao ditra, ary Hianao kosa tsy namela heloka.