Lamentations 3:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisarona fahatezerana Ianao ka nanenjika anay; novonoinao izahay fa tsy niantranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisarona ny fahatezeranao Ianao, dia nejehinao izahay, novonoinao tsy nanananao antra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisarom-pahatezerana Ianao no nanenjika anay, ka nandringana anay tsy nisy fiantrana.
Malagasy Bible 1865
Nisarona fahatezerana Hianao ka nanenjika anay; eny, novonoinao izahay, fa tsy niantranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisarona fahatezerana Ianao ka nanenjika anay; novonoinao izahay fa tsy niantranao.
malagasy
[SAMEKA] Nisarona fahatezerana Hianao ka nanenjika anay; eny, novonoinao izahay, fa tsy niantranao.