Lamentations 3:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisarona rahona Ianao ka voasakana ny vavaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisarona rahona Ianao, tsy hisy hidiran’ny fivavahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisaron-drahona Ianao mba tsy ho takatry ny vavakay.
Malagasy Bible 1865
Nisarona rahona Hianao, ka dia voasakana ny vavaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisarona rahona Ianao ka voasakana ny vavaka.
malagasy
Nisarona rahona Hianao, ka dia voasakana ny vavaka.