Lamentations 3:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataonao tahaka ny fakofako sy ny zavatra nariana teo afovoan’ny olona izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataonao fakofako amam-paikan-javatra eo afovoan’ny firenena izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataonao fakofako sy fanary teo anivon’ny firenen-kafa izahay.
Malagasy Bible 1865
Nataonao tahaka ny fakofako sy ny zavatra nariana teo afovoan'ny firenena izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataonao tahaka ny fakofako sy ny zavatra nariana teo afovoan’ny olona izahay.
malagasy
Nataonao tahaka ny fakofako sy ny zavatra nariana teo afovoan'ny firenena izahay.