Lamentations 3:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahavalonay rehetra dia mitanatana vava aminay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Misanasana vava aminay avokoa ny fahavalonay rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanoka-bava hamely anay ny fahavalonay rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ny fahavalonay rehetra misanasana vava aminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahavalonay rehetra dia mitanatana vava aminay.
malagasy
[PE] Ny fahavalonay rehetra misanasana vava aminay.