Lamentations 3:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanjary tahotra sy lavaka ho anay izany, sady faharavana sy fahatorotoroana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny tahotra aman-davaka no anjaranay, sy ny fandravana amam-pandringanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Horohoro sy fanina no mahavoa anay, ary koa fandringanana sy faharatrana.
Malagasy Bible 1865
Mahavoa anay ny tahotra sy ny lavaka ary ny fandringanana sy ny fahatorotoroana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanjary tahotra sy lavaka ho anay izany, sady faharavana sy fahatorotoroana.
malagasy
Mahavoa anay ny tahotra sy ny lavaka ary ny fandringanana sy ny fahatorotoroana.