Lamentations 3:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny masoko dia mandrotsa-dranomaso ka tsy misy fijanonany; eny, tsy misy fiatoana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitomany tsy mijanona ny masoko, satria tsy misy hiainana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mikoriana ranomaso tsy mety ritra ny masoko satria tsy misy fitsaharanay mihitsy.
Malagasy Bible 1865
Ny masoko mandrotsa-dranomaso ka tsy mijanona, eny, tsy misy fiatoana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny masoko dia mandrotsa-dranomaso ka tsy misy fijanonany; eny, tsy misy fiatoana,
malagasy
[AINA] Ny masoko mandrotsa-dranomaso ka tsy mijanona, eny, tsy misy fiatoana,