Lamentations 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manorina manda hamelezany ahy Izy ary manemitra ahy amin’ny zava-mangidy sy ny fahoriana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanorina izay hamelezany ahy izy; notemerany ny mangerokeroka sy mahasorisorena aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampijoro tovon-tany hamelezana ahy Izy, ka zava-mangidy sy fahoriana no nataony manemitra ahy.
Malagasy Bible 1865
Manorina izay hamelezany ahy Izy ary manemitra ahy amin'ny zava-mangidy sy ny fahoriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manorina manda hamelezany ahy Izy ary manemitra ahy amin’ny zava-mangidy sy ny fahoriana.
malagasy
Manorina izay hamelezany ahy Izy ary manemitra ahy amin'ny zava-mangidy sy ny fahoriana.