Lamentations 3:51 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny masoko dia mampahory ny fanahiko noho ny amin’ny zanakavavin’ny tanànako rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampidi-pahoriana amin’ny fanahiko ny masoko, noho ny amin’ireto zanaka vavin’ny tananako rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fijaliana ho ahy ny mahita izay manjo ny zazavavy rehetra ao an-tanànako.
Malagasy Bible 1865
Ny masoko mampiditra fahoriana ho an'ny fanahiko noho ny amin'ny zanakavavin'ny tanànako rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny masoko dia mampahory ny fanahiko noho ny amin’ny zanakavavin’ny tanànako rehetra.
malagasy
Ny masoko mampiditra fahoriana ho an'ny fanahiko noho ny amin'ny zanakavavin'ny tanànako rehetra.