Lamentations 3:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manenjika ahy mafy, toy ny fanenjika voronkely ny fahavaloko tsy amin’antony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manenjika ahy, hoatra ny fanenjika fody, ireo mpankahala ahy tsy ahoana tsy ahoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo fahavaloko tsy amin’antony manenjika ahy toy ny fanenji-boronkely.
Malagasy Bible 1865
Izay fahavaloko tsy ahoan-tsy ahoana dia nanenjika ahy mafy hoatra ny fanenjika voron-kely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manenjika ahy mafy, toy ny fanenjika voronkely ny fahavaloko tsy amin’antony.
malagasy
[TSADE] Izay fahavaloko tsy ahoan-tsy ahoana dia nanenjika ahy mafy hoatra ny fanenjika voron-kely.