Lamentations 3:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanjera ahy tao an-davaka famorian-drano izy ka nitady hahafaty ahy sady nitora-bato ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitady hamono ny aiko tao anatin’ny lavaka izy ireo, dia efa nandatsaka vato hanindry ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanidy ahy velona tao an-davaka izy ary nanjera vato teo amboniko.
Malagasy Bible 1865
Nanjera ahy tao an-davaka famoriandrano izy ka nitady hahafaty ahy sady nitora-bato ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanjera ahy tao an-davaka famorian-drano izy ka nitady hahafaty ahy sady nitora-bato ahy.
malagasy
Nanjera ahy tao an-davaka famoriandrano izy ka nitady hahafaty ahy sady nitora-bato ahy.